Entry | mifanerana (erana) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Mitovy hatiana, lanja, habe: Mifanerana tsara amin' ny lohanao io satroka io fa vidio Mifanaraka, mifanentana: Mifanerana amin' ny hareny ihany ny vola laniny ka tsy mampaninona azy [1.1] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Compound words |
| ||||||
Updated on 2023/01/20 |