Entrée mifanindrana (indra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Mandeha milahatra tsy misy aloha sy aoriana: Nifanindrana izahay sy i Dada nankany an-tsaha
Morphologie 
mifanindrana
mifanindran-
nifanindrana
nifanindran-
hifanindrana
hifanindran-
Synonymes mifanindran-dalana

Mis à jour le 2020/07/31