Entry mifanindran-dalana (indra, lalana)
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Mandeha milahatra tsy misy aloha sy aoriana, tafaraka an-dalana ka ny iray an-daniny ny iray an-kilany: Nifanindran-dalana izahay sy i Dada nankany an-tsaha [1.1]
Synonyms mifanindrana

Updated on 2020/07/31