Entrée mifanipaka (tsipaka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Mitovy amin' ny mifandaka
  [SLP 1986] voan'ny fanintona
Explications en français  [SLP 1986] se convulsionner
Morphologie 
mifanipaka
nifanipaka
hifanipaka
mifanipaha
Exemples  [Andriamalala: Ranomasina, page 65] Tsy nandainga tamin' i Patrice aho, raha nilaza fa tsy fantatro, satria eritreritra mifanipaka sy mifamingana no nifanjevo tao anatiko.

Entrée mifanipaka
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [SLP 1986] tsy afaka miaraka
Explications en français  [SLP 1986] incompatible, discordant
Illustrations 

Mis à jour le 2020/07/31