Entry mifanjohy (zohy)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mifanarakaraka mifanao aloha sy aoriana; miaraka lava eny: Nifanjohy ela teny izy roa talohan' ny hivadiany
Mifanenjika: Nifanjohy ny polisy sy ilay mpangalatra [1.1]
Morphology 
Present : mifanjohy
Past : nifanjohy
Future : hifanjohy

Updated on 2023/01/20