Entry |
mifindra
(findra)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Miova fonenana na toerana: Nifindra atsy avaratra ry Dadatoa mianakavy Mipaka tonga hatrany amy...: Mifindra amin' ny taranaka mandimby ny aretina sasany Miova ho tonga: Nifindraho komonista ilay mpitondra tatsy ananona ka tsy nisy tsy gaga ny mpitazana satria olona mpanao mamifovelona izy io [1.1]
|
Explanations in English | To remove, to change place, to migrate [1.2]
|
| To move, to change place [1.7]
|
Explanations in French | Changer de place, se mouvoir [1.8]
|
Examples | Ny sasany indray leo monina, lasa nifindra any amin' ny toeran-kafa.
[2.472]
|
Morphology |
Present : |
mifindra |
Past : |
nifindra |
Future : |
hifindra |
Imperative : |
mifindrà |
|
Compound words |
|
|
Entry |
mifindra
(findra)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in English | To be contagious. [1.2]
|
Compound words |
|
|
Entry |
mifindrÃ
(findra)
|
Part of speech | imperative of active verb mifindra
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in English | [1.2]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|