Entry migorobaka (gorobaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Loaka tanteraka hatrany ambadika [1.1]
Explanations in English To go through. [1.2]
 To be pierced through [1.7]
Explanations in French être percé de part en part [1.3, 1.8]
 Aboutir à: Migoroboka any amin’ny kianja ity làlana ity (Ce chemin-ci aboutit à la place) [1.3]
Examples 
1Dia nozahana fa hofetana, ka misy migorobaka ny rindrina ary misy tany miraraka avy aminy; [2.59]
2Ary nony novelarin' Andriamanaliny Betsileo ny lamba tsy an-tsaha, ka loaka migorobaka ao afovoany ny lamba, dia hoy izy, rehefa nihevitra kelikely, Trarantitra, aza marofy, Andrianampoina; [2.654]
Morphology 
Present : migorobaka
Past : nigorobaka
Future : higorobaka

Updated on 2023/02/13