Entry mihaingo (haingo)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Misy haingo, mitondra akanjo misy haingo: Mihaingo aoka izany ny mpanambady
Mitovy hevitra: manamy ~ miangolavaitra ~ mianjaika ~ mihaminkamina ~ mihamitra ~ mihetsiketsika ~ mijihina ~ mipitsopitsoka ~ mipopopopo ~ miramadramatra ~ miramarama ~ miraratra ~ miravaka ~ mirebaka ~ mirenty [1.1]
Explanations in English To adorn one's self, to decorate one's self, to wear ornaments. [1.2]
 To adorn oneself [1.7]
Explanations in French S'orner; être paré [1.8]
Examples Ary nony tonga ny andro hampakaran-drano, dia mihaingo tsara dia tsara ny olona rehetra sy miravaka tsara amy ny izay firavaka ananany. [2.48]
Morphology 
Present : mihaingo
Past : nihaingo
Future : hihaingo
Imperative : mihaingoa
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/01/20