Entry miraratra (raratra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mihaingo, miravaka, miramatra [1.1]
Examples toy ny ampakarina miraratra ny firavany sarobidy. [2.996]
Morphology 
Present : miraratra
Past : niraratra
Future : hiraratra
Imperative : mirarata

Updated on 2023/01/20