Entry mihamalemy (malemy (lemy))
Part of speech active verb
Explanations in French S'affaiblir [1.66]
Examples 
1Nihamalemy ny feony, niezaka mba handrehoaka. [2.270]
2Nihananalavitra izy, re ihany ny antsoantsony nihanalemy hatrany [2.472]
3Angamba nitady hananika ny tanin' ny Israely ny Asyriana rehefa hitany fa nihanalemy izany fanjakana izany noho ny ady an-trano niseho tao aminy [1.38]
Morphology 
Present : mihamalemy
Past : nihanalemy, nihamalemy
Future : hihamalemy

Updated on 2023/02/23