Entry mihanta (hanta)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mangataka mafy aoka izany: Nihanta ity firavaka ity tamiko izy
Miangavy mafy ary amim-panetren-tena: Mihanta aminao aho aoka hipetraka eto aminao ny zandriko
Mitalaho, milela-paladia
Mahazo izay rehetra angatahiny ka manaram-po: Zaza mihanta Ikoto ka tsy mahagaga io raha maditra rahatrizay [1.1]
Explanations in English To be spoiled (of a child) [1.7]
Explanations in French Demander, supplier; être gâté: Mihanta akanjo iray aminao aho (Je vous supplie de me donner un habit) ~ Mihanta aminao aho, mba omeo fiantrana (Je vous en supplie donnez-moi une aumône) ~ Zaza mihanta io (C’est un enfant gâté) [1.3]
 être gâté (se dit des enfants) [1.8]
Examples Ivatsia-mofo mihoatra noho ny zaza mihanta / Izany, Rainilaikely ô... [2.470]
Morphology 
Present : mihanta
Past : nihanta
Future : hihanta
Imperative : mihan
Compound words 
Proverbs 

Entry mihan (hanta)
Part of speech imperative of active verb mihanta [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Updated on 2023/08/11