Entry mihenjana (henjana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mihinjitra mahitsy miridiridy: Tsy mbola mihenjana tsara ity tady ity
Miridiridy tsy mety miketraka amin' ny heviny: Tsy tokony hihenjana loatra ianao fa mety ho azo atao ihany ny mifampiraharaha
Manohitra: Nihenjana izy nony vao nandre izany teniko izany [1.1]
Explanations in French Tendu [1.3, 1.13]
 Se raidir, être raide, vigoureux
Fig. résister, se raidir contre [1.3]
Examples 
1Tsy maintsy mihenjana isika vehivavy. [2.528]
2Mihenjana ny hery rehetra hanetra ny sarotra sy ny mafy, ka tsy ho kivy hanefa ny adidy. [1.224]
3Izany no abidian' ny fahendrena: tsy mihoatra atsy tsy mihoatra aroa, tsy mihenjana loatra ary tsy miketraka loatra. [2.296]
Morphology 
Present : mihenjana
Past : nihenjana
Future : hihenjana
Imperative : mihenjàna
Compound words 
Proverbs 

Entry mihenjàna (henjana)
Part of speech imperative of active verb mihenjana [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Updated on 2023/01/20