Entry |
mihindrahindra
(hindrahindra)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mikarenjirenjy, mipelipelika, mijefijefy [1.1]
|
Examples | Indreto" , hoy izy, "misy fito lahy avy atsinanana miolo-may aman-defona, mihindrahindra amin' ampingaharatra.
[2.69]
|
Morphology |
Present : |
mihindrahindra |
Past : |
nihindrahindra |
Future : |
hihindrahindra |
Imperative : |
mihindrahindrà |
|
Synonyms | |
|
Entry |
mihindrahindrĂ
(hindrahindra)
|
Part of speech | imperative of active verb mihindrahindra
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|