Entry mihosy (hosy)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manitsakitsaka
Manalemy ny bainga vonton-drano amin' ny fanitsakitsahan' ny tongotry ny omby azy mba hambolena ny ketsa [1.1]
Explanations in English To trample the mud in ricefields [1.7]
Explanations in French Piétiner les rizières [1.8]
Examples akory ity no zatovo tsy mihosy / akory ity no tsy mamboly tsy mamafy fa finaritra mamotsy hoho [2.131]
Morphology 
Present : mihosy
Past : nihosy
Future : hihosy
Imperative : mihose
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/01/20