|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mika |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Tsimihety] Enti-milaza ny rahona ambony
[1.1] 4 [Antambahoaka+Tanosy] rahona [1.78] |
| Voambolana | 5 Haitoetrandro |
| Teny iditra (2/2) | 6 Mika |
| Sokajin-teny | 7 anaran-tsamirery (boky ara-baiboly) |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mika, Mikea: boky iray ao amin' ny Baiboly
[2.996] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 Micah: one of the books of the Bible
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 Michée: un des livres de la Bible
[2.996] |
| Ohatra |
11 Ny bokin' i mika dia laharana fahenina amin' izay atao noe "mpaminany madinika" ao amin'ny Baibolintsika.
[1.38#671]
|
| Voambolana | 12 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 13 mikea |
| Lahatsoratra | 14 Randzavola: Mika ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | 15 kima, 16 Makì, 17 maky, Maky, mika, Mika |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|