Entry |
mikapa
(kapa)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manapaka amin' ny famaky na antsibe: Lasa nikapa hazo any an' ala ny Dadan' i Lita
Manamboatra mba hisy rirany mahitsy: Mahay mikapa vato Rakoto
Mamely mafy amin' ny varotra, manao lafo izaitsizy, manondro-bidy tafahoatra: Loza io mpivarotra io raha hikapa Maka tsikelikely hatrany amin' ny variraiventy farany, manihika: Nikapa ny volaho rehetra ilay karilahy iny [1.1]
|
Explanations in English | To cut a tree; to cut wood [1.7]
|
Explanations in French | Abattre un arbre; couper [1.8]
|
Morphology |
Present : |
mikapa |
Past : |
nikapa |
Future : |
hikapa |
Imperative : |
mikapà |
|
Compound words |
|
|
Entry |
mikapa
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Sihanaka]
Misoroka [1.78]
|
|
Entry |
mikapà
(kapa)
|
Part of speech | imperative of active verb mikapa
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|
Entry |
mikapa
(kapa)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manao kapa: Mandeha tsy mikapa [1.1]
|
Explanations in English | To wear sandals [1.7]
|
Explanations in French | Porter sandales [1.8]
|
Morphology |
Present : |
mikapa |
Past : |
nikapa |
Future : |
hikapa |
|
|