Entrée mikarakara
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Bezanozano] misaritaka

Entrée mikarakara (karakara)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Mitandrina, manao izay hahasoa fatratra sy manokana: Mikarakara tokoa ny vadiny Ramatoa iny
¶ Miahy, miraharaha: Tsy natao hikarakara ny baolina aho
¶ Manamboatra, manomana: Efa misy mikarakara ve ny sakafon' ny vahiny
¶ Mifehy, mitondra, manapaka: Iza no mikarakara ity faritany ity?
Explications en anglais  [Hallanger 1973] to take care of, to look after
Explications en français  [Hallanger 1974] prendre soin de; se charger de
Morphologie 
mikarakara
nikarakara
hikarakara
mikarakarà
Exemples  [Andraina: Mitaraina, page 202] Ny toe-pahasalaman' ny toby dia ny mpimasy no mikarakara azy.

Entrée mikarakarà (karakara)
Partie du discours impératif du verbe actif mikarakara [liste complète]

Mis à jour le 2022/09/13