Entry mikitrana (kitrana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mamoaka feo toa feon-javatra vy maro mifampikasoka: Tamin' izahay nandeha nitsangantsangana tany Ambatofotsy, nikitrana ny vilany sy vilia tao anaty fiara
Miady vava, mifanditra: Mikitrana isan' andro izao izy mirahavavy ireo
Be dia be: Marina ve fa mikitrana ny omby any an-tsakalava? [1.1]
Morphology 
Present : mikitrana
Past : nikitrana
Future : hikitrana
Imperative : mikitràna
Compound words 

Entry mikitràna (kitrana)
Part of speech imperative of active verb mikitrana [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams 

Updated on 2023/10/27