Entry mikorontana (korontana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Tsy milamina, misafotofoto ambony ambany: Mikorontana ny zavatra ato an-trano
Isehoan' ny tsy fifanarahana, tsy mifanaraka: Mikorontana ny fanambadian-dry zareo
Misy tabataba: Nikorontana be ihany ny fanjakana tamin' izay
Mitovy hevitra: mifamotaka ambony ambany ~ mifangaro be ihany ~ tsy milamina [1.1]
Morphology 
Present : mikorontana
Past : nikorontana
Future : hikorontana
Imperative : mikorontàna
Synonyms mifanjevo ~ misaritaka ~ misavoritaka ~ mifotofoto ~ misafotofoto ~ misavorovoro ~ mikorokoro

Entry mikorontàna (korontana)
Part of speech imperative of active verb mikorontana [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Updated on 2023/01/20