Entrée |
miomba
(omba)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | [Rajemisa 1985]
Manaraka: Niomba an' irỳ lalana irỳ ilay olona nandositra ¶ Mandeha miaraka amin' ny: Miomba an-dreniny mandrakariva Ibalita, na miantsena na mamangy havana na mivavaka ¶ Miandany: Izay miomba ny fahavaloko tsy mety ho namako |
Explications en anglais | [Richardson 1885]
same as momba
|
Morphologie |
|
Exemples | [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 129]
Fitsetserana sy endrika mangoraka no reny sy hitan' ny masony miomba azy sy ny ankohonany.
|
|
Entrée |
miombà
(omba)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif miomba
|
Explications en malgache | [Rajemisa 1985]
|
Explications en français | [Abinal 1888]
|
|