Entrée miraharaha (raharaha)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Mikarakara: Tsy miraharaha ny zanany akory izy
¶ Mihevitra, mieritreritra, midinika: Miraharaha ny amin' ny fanambadian' ny zanany ireofianakaviana roa ireo
¶ Miahy, mikanonkanona: Rakoto no miraharaha ny varotray
Explications en anglais  [Richardson 1885] to consult, to deliberate, to do business.
  [Hallanger 1973] to deliberate; to do business; to occupy oneself with something
Explications en français  [Hallanger 1974] délibérer; s'occuper de quelque chose; administrer
Morphologie 
miraharaha
niraharaha
hiraharaha
miraharahà
Exemples  [Andraina: Mitaraina, page 185] mahery setra, tsy mitsitsy raha mamely, sarotiny amin' ny fampandehanana ny asa, tsy miraharaha ain' olona.

Entrée miraharahà (raharaha)
Partie du discours impératif du verbe actif miraharaha [liste complète]
Explications en malgache  [Rajemisa 1985]
Explications en français  [Abinal 1888]

Mis à jour le 2022/09/14