Entry mirefarefa (refarefa)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitaritarika: Mirefarefa ny akanjonao
Misafosafo, mandalo akaiky: Mahafinaritra ny mahita irony voronkely mirefarefa eny ambony rano
Madiva hilentika, misafosafo ny faravodilanitra: Efa mire tare fa sy tsy ho tana ny fahazavan' ny andro
Mitavozavoza, mitaredretra raha manao zavatra: Mirefarefa izaitsizy izy rehefa manao zavatra
Milasilasy, mitsiredretra, tsy mitandrina: Nirefarefa loatra ny anao lahy ka lasan' ny olona ny volany [1.1]
Examples Ary vantany vao mirefarefa kely izy, dia daka no mahazo ny fitombenany. [2.470]
Morphology 
Present : mirefarefa
Past : nirefarefa
Future : hirefarefa
Imperative : mirefarefà
Compound words 

Entry mirefarefĂ  (refarefa)
Part of speech imperative of active verb mirefarefa [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Updated on 2023/10/20