Entrée miretsika (retsika)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Mandre volivoly
¶ Mihahohaho be dia be mihetsika: Miretsika ny olitra ao anatin' ity voasary ity
¶ (valiha) Maneno mahafinaritra: Misy valiha henoko miretsika vao maraina
Morphologie 
miretsika
niretsika
hiretsika
Synonymes miretsidretsika

Mis à jour le 2020/07/31