Entry miretsidretsika (retsidretsika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandre volivoly
Mihahohaho be dia be mihetsiketsika: Miretsidretsika ny olitra ao anatin' ity voasary ity
(valiha) Maneno mahafinaritra: Misy valiha henoko miretsidretsika vao maraina [1.1]
Morphology 
Present : miretsidretsika
Past : niretsidretsika
Future : hiretsidretsika
Synonyms miretsika

Updated on 2023/01/05