Entry miroa (roa)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Tsy fiteny afa-tsy raha miaraka amin' ny teny toy ny hoe hevitra, saina, tany, fonenana, lela..., ka ny heviny dia hoe: manana (hevitra...) tsy tokana fa roa: Miroa saina Rakoto: sady ta handeha no te hijanona [1.1]
Morphology 
Present : miroa
Past : niroa
Future : hiroa
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/06/17