Entry misaka (saka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Maka, mihalotra (foza na orana) amin' ny tanana ao anaty lavany [1.1]
Examples Fanalana andro ny ankizy ny fanondrahana anana isan' andro tsy tapaka ka ahazoany maisambo-tsikovoka sy misaka pirina amin' ilay dobokely fakan-drano. [2.470]
Morphology 
Present : misaka
Past : nisaka
Future : hisaka
Imperative : misakà

Entry misaka (saka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandray (lehilahy) amin' ny ankasarotany raha miady aminy [1.1]
Examples Mahavita misaka na manosika ny olona raha tiany. [2.472]
Morphology 
Present : misaka
Past : nisaka
Future : hisaka
Imperative : misakà

Entry misaka
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Milaza [1.78]

Entry misakà (saka)
Part of speech imperative of active verb misaka [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams 

Updated on 2020/07/31