Entry | misambo-teny | |
Elementary words | misambotra ; teny | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Manao fanakianana avy hatrany amin' ny teny izay henony, ary dia iny no roritiny na tsy mbola reny aza ny teny rehetra mbola hambara aoriana [1.1] | |
Explanations in French | Saisir au passage des paroles échappées; en profiter, se hâter d’obtenir quelque chose avant une conclusion définitive [1.3] | |
Updated on 2023/10/06 |