Entry |
misasa
(sasa)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manadio tena amin'ny rano. [1.1]
|
Explanations in English | To wash oneself [1.7]
|
Explanations in French | Être lavé, se laver [1.5]
|
| Se laver, faire sa toilette [1.8]
|
Explanations in Italian | Essere lavato; lavare, ihar. [1.18]
|
Examples | Tsy misy heviny koa mantsy ny hoe misasa madio raha ranom-potaka no ampiasaina.
[2.472]
|
Morphology |
Present : |
misasa |
Past : |
nisasa |
Future : |
hisasa |
Imperative : |
misasà |
|
Proverbs |
|
Entry |
misasÃ
(sasa)
|
Part of speech | imperative of active verb misasa
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|