Entry |
misikidy
(sikidy)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manao sikidy: Mianatra misikidy Rakoto Mamantatra ny ho avy na ny fitsaboana aretina amin' ny alalan' ny sikidy: Matoky ny olona misikidy ve ianao [1.1]
|
Explanations in English | To practice divination by the sikidy rite [1.7]
|
Explanations in French | Deviner par le rite du sikidy, prédire [1.8]
|
Examples | Rahazavatra atao, dia misikidy ny andriana, dia mamono vorona ny mpisikidy, asaina mamono vorona ny mpanozon-doha (mampinona akoholahy);
[2.48]
|
Morphology |
|
Proverbs |
|