Entry misolantsolana (solantsolana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mamindra sy mandeha feno anjona sy miandranandrana: Nahazo laharana ambony i Soa ka misolantsolana erỳ eny amin' ny arabe
Misosososo miandranandrana amin-kasahiana tsy misy tahotra: Indro ny anao fa nisolantsolana irery tery aloha [1.1]
Morphology 
Present : misolantsolana
Past : nisolantsolana
Future : hisolantsolana
Imperative : misolantsolàna

Entry misolantsolàna (solantsolana)
Part of speech imperative of active verb misolantsolana [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Updated on 2023/01/20