Entrée mitanjaka (tanjaka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Miseho vatana tsy misy manarona, tsy mitafy: "Fa ny mafy taminy indrindra dia ny tenany nitanjaka teo imason' ny olona maro teo"
Mitovy hevitra: miboridana ~ midizidizy ~ mihanja-belona ~ mihanjahanja ~ mihanjaka ~ mihazihazy ~ misongadina ~ mitazotazo ~ mitotojanjina ~ mitotozanjina ~ mivongady [1.1]
Explications en anglais to be naked [1.7]
Explications en français être nu; nu [1.8]
Morphologie 
Présent mitanjaka
Passé nitanjaka
Futur hitanjaka
Impératif mitanjaha
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20