Entrée |
tanjaka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Herim-batana: Nihena ny tanjak' io tovolahy io hatramin' ny nahapotrahany ¶ Izay entinamanamafy zavatra: Tsy mba nanifisany akory ny volotsangana natao tanjany, fa nokapakapaina dia narafitra. (Fofombadiko, E.D. And.) ¶ Fisehoan' ny vatana tsy misy manarona azy, boridana; hanja; hanjaka [1.1]
|
Explications en anglais | strength [1.2, 1.7]
|
| power, vigour, robustness. See aina,
hery
[1.2]
|
| vigor [1.7]
|
Explications en français | force [1.3, 1.8, 1.13]
|
| vigueur [1.3, 1.8]
|
| puissance [1.3, 1.13]
|
| énergie, richesse ¶ ce qui rend un édifice solide [1.3]
|
| renfort, tuteur [1.13]
|
Morphologie |
tanjaka
tanjako
tanjakao
tanjany
tanjatsika
tanjakay
tanjakareo
tanjak'
tanja-
tanjaky
| |
|
Dérivés |
Mots composés |
|
Exemples |
1 | Fahatanorana feno tanjaka sy fahavononana no tao aminy.
[2.470]
|
2 | Ny fahatsiarovan' ny olona tanjaka sy fahasahiana eo amin' ny miara-monina aminy mantsy, arakaraka ny fari-pananany mitaha amin' ny an' ny hafa.
[2.472]
|
|
|
Entrée |
tanjaka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | (sens général : force, vigueur, puissance). Nom de plusieurs plantes réputées fortifiantes ou prises comme remède contre l'impuissance. Suivant les dialectes, surtout : ¶ [Bara]
Anacolosa pervilleana Baill. (Oleaceae). Décoction des feuilles administrée aux convalescents, aux personnes affaiblies.
¶ [Mahafaly]
Humbertoturraea sp. (Meliaceae), réf. Service Forestier 5924. Décoction très amère prise surtout contre l'impuissance. [1.196]
|
Vocabulaire |
Nom scientifique | Anacolosa pervilleana |
|