Entry mitatitra (tatitra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitondra, mitaona zavatra imbetsaka miverimberina: Indimy nitatitra ilay sarety veto nahataona ireo vato novidinay
Mitondra (teny): Rabe no nitatitra izany teny izany tamin' ireo iray tampo aminy [1.1]
Examples 
1Sasatra ireo mpanao raharaha miloloha hena an-koveta sy mitatitra vary masaka an-tsobika. [2.470]
2Raha mitatitra entana eo anelanelan' i Toamasina sy Maroantsetra aho, dia tsy hahazo izay tokony ho azoko ve? [2.471]
Morphology 
Present : mitatitra
Past : nitatitra
Future : hitatitra
Imperative : mitatera
Compound words 

Updated on 2023/08/11