Entry mitena (tena)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitondra na manao isan' andro fitafiana izay tsy tokony hanaovana raha tsy ny alahady na andro iray: Tsy hividianako satroka intsony ianao raha mitena io satroka vaovao io
Miakanjo fotsiny tsy mitafy lamba: Nitena akanjo indray Rasoa nanomboka tamin' ny taombaovao [1.1]
Explanations in English To wear something habitually [1.7]
Explanations in French Porter le vêtement habituellement [1.8]
Morphology 
Present : mitena
Past : nitena
Future : hitena
Imperative : mitenà
Compound words 

Entry mitenà (tena)
Part of speech imperative of active verb mitena [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams 

Updated on 2023/08/11