Entry mitetika (tetika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandidy na manapatapa-javatra atao madinika: Mitetika hena
Mieritreritra zavatra mialoha ary maka ara-keviny izay mety ho fandehany: Mitetika ny tombom-barotra mety ho azony ny mpivarotra
Mikasa hanao zavatra efa nodinihina tsara natao maty paika: Nitetika ny hamono an' Andrianampoinimerina i Mavolahy zanany
Mitovy hevitra: mikasa ~ mikendry [1.1]
 Mandidy na manapatapaka madinika [1.13]
Explanations in French Couper en petits morceaux [1.13]
Morphology 
Present : mitetika
Past : nitetika
Future : hitetika
Imperative : miteteha
Proverbs 

Updated on 2023/01/20