Entry mitsingina (tsingina)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandray amin' ny loha rantsana, mikasika kely foana: Nananosarotra erỳ izy nitsingina ilay mosara, fa naloto, hono
Maka izay voafihina amin' ny loha rantsana, maka pitiny kely foana: Asio sira indroa mitsingina ity salady ity
Manendry kely foana amin' ny hanina; miangolangola erỳ rehefa mihinana ka zara raha maka kely amin' izay sakafo aroso eo anoloany (endrika verindroa no ampiasana azy matetika amin' ity hevitra ity): Mitsingintsingina Rasoa rehefa mihinana [1.1]
Morphology 
Present : mitsingina
Past : nitsingina
Future : hitsingina
Imperative : mitsingìna

Entry mitsingìna (tsingina)
Part of speech imperative of active verb mitsingina [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]

Updated on 2020/07/31