Entry mivaha (vaha)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Miboraka: Mivaha ny fehinkiraronao
Miala na votsotra ny fatorana: Vonjeo haingana fa mivaha ny omby
Tapaka: Nivaha ny fanekenay
(fiteny somary baranahiny) Enti-milaza olona misy fahavoazana kely ny lohany, misy kely, nahafahana [1.1]
Explanations in French être détaché, délié, se détacher, s’effiler; être rompu [1.3]
Examples Renao midina mihitsy ilay izy, midina tsy mba miparitaka na mivaha, fa manao bolon-gany mafonja ohatra ny natambatra tamin' ny dity. [2.4]
Morphology 
Present : mivaha
Past : nivaha
Future : hivaha
Imperative : mivahà
Compound words 

Entry mivaha
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Bara] Mivaky, mamaky [1.78]

Entry mivahà (vaha)
Part of speech imperative of active verb mivaha [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20