Entry mivantana (vantana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandeha mahitsy avy hatrany: Mivantàna ao amin-dRakoto rehefa tonga any Toamasina ianao
Mandeha tsy misy mitana: Nivantana tany an-tani-mananasy ny bisikiletako ka naratra ny tongotra aman-tanako
Miteny tsy misy fitsimbitsimbinana rehefa milaza zavatra na dia ilaina aza izany (matetika ny teny verindroa "mivantambantana" no ampiasaina amin' ity hevitra ity): Mivantambantana koa Rangahy iny rehefa miteny [1.1]
Morphology 
Present : mivantana
Past : nivantana
Future : hivantana
Imperative : mivantàna
Compound words 

Entry mivantàna (vantana)
Part of speech imperative of active verb mivantana [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20