Entry (1/2) | 1 mivoha (voha) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 Misokatra, tsy mikatona: Mivoha ny varavarankely ka miditra ny rivotra madio [1.1] 4 Azo aleha: Efa mivoha ny lalana manhany Toamasina [1.1] 5 Mangata-dalana tsy ho tonga: Mivoha lava io mpianatra io [1.1] |
Explanations in English |
6 To be open, to open [1.7] |
Explanations in French |
7 S'ouvrir, être ouvert [1.8] |
Examples |
8 Dia nivoha io, nivoha moramora ary nitafitafy. [2.472] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 15 mivohà (voha) |
Part of speech | 16 imperative of active verb mivoha |
Tables and plates |
17 All the active imperatives |
Updated on 2023/01/20 |