|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mivo
Fototeny  2 vovo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 (alika) mikiakiaka mitady hanaikitra na hampitahotra: mivovò ny mpandalo ity alika ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to bark [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 aboyer [1.8]
Ohatra  7  Ny alika handramatra tsy mivovo. [2.347#72]
8  aza tsy mahavely vava amboa mivovo. [2.285#]
9  Niverina izy ireo ka nolazainy fa misy olona miteniteny sy alika mivovo ao. [2.588#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
Voambolana  13  Feo 14  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Teny iditra (2/3)15  mivovo
Fototeny  16 vovo
Sokajin-teny  17  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  18 manao an-kasomparana, mankahala, manao an-dolompo [1.1]
Haiendriteny 
19  Ny ankehitriny :
20  Ny lasa :
21  Ny hoavy :

Teny iditra (3/3)22  mivovo
Sokajin-teny  23  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  24 mitsikilo, mitily [Taisaka] [1.78]

Fivaditsoratra  mivovò, mivovo

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/13