Entry | 1 mizaha tavan' olona |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy | 3 miangatra; mifidifidy olona ka mampiseho fiangarana indrindra raha misy tombontsoa zaraina [1.1] |
Explanations in French | 4 Partial, qui fait acception de personnes [1.3] |
Synonyms | 5 mijery tavan' olona |
Elementary words | 6 mizaha, tava, olona |
Updated on 2023/05/14 |