Entry mpitondratena (tondra, tena)
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Olona mipetraka irery ka miahy ny tenany [1.1]
Examples 
1Ny reniny mpitondratena dia malemy fanahy aoka izany. [2.499]
2Mpitondratena ny reniny fa maty tamin'ny ady lehibe voalohany ny rain' i Maurice. [2.356]
Articles 

Updated on 2022/07/30