Entrée namany andava-bitsika (amany, lavaka, vitsika)
Partie du discours locution
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] aretina mahatonga ny ankasarotana hamorifotra (lazain' ny Ntaolo fa ny mivalan-drano eo ambony lava-bitsika no mahatonga izany)
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31