Entry | 1 nofo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Tenan-javatra misy tsiratsiraka izay mandrakotra ny taolana amin' ny tenan' ny olomtielona sy ny biby: Malemilemy ny nofon' ny zazakely 4 Hena: Tsara nofo ny amalona 5 Ny vatana (miolotra amin' ny fanahy): Malemy ny nofo 6 Ny faty: Ny nofon' Itompokolahy dia hoentina ao amin' ny eglizin' Ambozontany [1.1] |
Explanations in English |
7 flesh. [Swa. Annofu, fleshiness.] [1.2] 8 flesh [1.7] |
Explanations in French |
9 chair [1.8] |
Examples |
10 nofo sy ra no vavolombelona! [2.470] 11 Ny nofo miady amin' ny fanahy. [2.285#] 12 Nofo tsy misy fanahy tahaka an-dRivo fahagola. [2.529#] |
Vocabulary |
13 Biology |
Derivatives |
|
Synonyms | 15 nofotra |
Compound words |
|
Article |
33 Randzavola: nofo ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 34 fono, nofo, ofon |
Updated on 2023/06/14 |