Entry ntaololahy
Elementary words ntaolo ; lahy
Part of speech noun
Explanations in English A venerable old man. [1.2]
Examples 
1Aiza ianareo ry Ntaololahy no tsy nitantara? [2.296]
2An-kolaka nahasoa azy iny ary tahaka ny nandindondindona ity ntaololahy ny tsy maintsy hiverenany amin' ny maha mpananotena azy indray. [2.470]

Updated on 2023/12/06