Entry ny hendry ihany no anarina
Elementary words hendry ; ihany ; anarina
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza fa ny hendry ihany no mety hahazo izay fananarana atao aminy (fomba mandokadoka ny olona anarina koa io satria avy hatrany izy dia atao anisan' ny sokajin' ny hendry) [1.1]

Updated on 2023/03/28