Entrée ny voa tsy hendry: ny azony adala (ny, voa, tsy, hendry, azo, adala)
Partie du discours locution
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] iharan' ny fahasahiranana lehibe sy tampoka ka mipepipepy sy mitotototo daholo, na ny hendry na ny adala, manadino ny tokony hatao

Mis à jour le 2020/07/31