|
|
|
|

Entry (1/2)1  bandro
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Jiolahy, mpangalatra sy mpandroba [1.1]
Examples  4  Nanambady zazavavy iray hanao izay sitrako sy heveriko ho tsara aho, fa tsy hanao ny sitrapon-dray aman-dreniny, ka hitafa amin' ny bandro sy ny vehivavy janga! [2.5#]
Analogs  5  Androvo, jirika
hyperonym 
Co-hyponyms 

Entry (2/2)27  bandro
Part of speech  28  noun
Vocabulary  29  Zoology: mammals
Explanations in Malagasy  30  Gidro [1.78]
Explanations in English  31  Lake Alaotra bamboo lemur, alaotran gentle lemur (Hapalemur griseus alaotrensis) [2.233]
32  Hapalémur du lac Alaotra (Hapalemur griseus alaotrensis) [2.233]
Explanations in French  33  Espèce de lémurien minuscule. [1.19]
Compound words 
Tables and plates  35  The Lemurs

Updated on 2023/10/24