Entry olon-dratsy
Elementary words olona ; ratsy
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza ireo olona tsy menatra, tsy mitana ny marina ary mety hahafaty ny aina, toy ny mpamosavy, mpangalatra... Ilazana ny olona 1) lozabe, masiaka; 2) mpangalatra, tsy manjary, tsinontsinona [1.1]
Explanations in French Sujet méchant [1.3]
Proverbs 

Updated on 2023/05/14