Entrée ondrikely malahelo (ondry, kely, alahelo)
Partie du discours locution
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] ondrikely sady kamboty no mahia novonoina raha nanao fianianana: nozonina sy notsitsihina teo ilay ondrikely ary nangatahina tamin' Andriamanitra mba hianjera amin' izay mivadika amin' ny fianianana ireo ozona ireo
Synonymes ondrikely kamboty

Mis à jour le 2020/07/31